Psalms 87:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity dia teraka tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hosoratan’i Iaveh amin’ny fanisam-bahoaka: Teraka tao ity. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO manao lisitra ireo firenena ka manoratra ny isam-batan’olona hoe: «Ity dia teraka tao Tsiôna.» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Jehovah hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity no efa teraka teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity dia teraka tao.
malagasy
Jehovah hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity no efa teraka teo.Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao.