Psalms 87:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpihira sy mpitendry zava-maneno, hanao hoe: «Ao aminao ny loharanoko rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo kosa mandihy sy mihira hoe: «Ao Tsiôna no loharano ipoiran’ny fitahiana rehetra ho anay.»
Malagasy Bible 1865
Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao Aminao.
malagasy
Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao.