Psalms 88:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotorina any am-pasana va ny famindramponao ary ny fahamarinanao any amin’ny fandringanana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maty va no hanaovanao fahagagana; sa ny ambiroa no hitsangan-kidera Anao? - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanao zava-mahagaga ho an’ny maty ve Ianao? Hitsangana indray ve ireny mba hidera Anao? Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hotorina any am-pasana va ny famindram-ponao, Ary ny fahamarinanao any amin'ny fandringanana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotorina any am-pasana va ny famindramponao ary ny fahamarinanao any amin’ny fandringanana?
malagasy
Hotorina any am-pasana va ny famindram-ponao, Ary ny fahamarinanao any amin'ny fandringanana?