Psalms 88:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fantatra ao amin’ny maizina va ny fahagagana ataonao ary ny fahamarinanao any amin’ny tanin’ny fandringanana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotorina any am-pasana va ny hatsaram-ponao, ary any amin’ny hantsana, ny fahamarinanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavanao ve hotantaraina any amin’ny maty ary ny fahamarinanao hovisavisaina any amin’ny toeram-pahaverezana?
Malagasy Bible 1865
Ho fantatra ao amin'ny maizina va ny fahagagana ataonao, Ary ny fahamarinanao ao amin'ny tany fanadinoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fantatra ao amin’ny maizina va ny fahagagana ataonao ary ny fahamarinanao any amin’ny tanin’ny fandringanana?
malagasy
Ho fantatra ao amin'ny maizina va ny fahagagana ataonao, Ary ny fahamarinanao ao amin'ny tany fanadinoana?