Psalms 88:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izaho dia Ianao no itarainako, TOMPO ô, ary ny vavaka ataoko dia tonga eo anatrehanao nony maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fantatra any amin’ny tanin’ny haizina va ny fahagaganao, ary any amin’ny tany fanadinovana, ny fahamarinanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zava-mahagaga vitanao ve ho fantatra any amin’ny haizina? Ary ny fitandroanao ny rariny ve ho fantatra any amin’ny tany fanadinoana?
Malagasy Bible 1865
Fa raha izaho, dia Hianao no itarainako, Jehovah ô; Ary ny fivavako tonga eo anatrehanao nony maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izaho dia Ianao no itarainako, TOMPO ô, ary ny vavaka ataoko dia tonga eo anatrehanao nony maraina.
malagasy
Fa raha izaho, dia Hianao no itarainako, Jehovah ô; Ary ny fivavako tonga eo anatrehanao nony maraina.