Psalms 88:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, nahoana no manary ahy Ianao ka manafina ny tavanao amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro aho mitaraina aminao, ry Iaveh ô. Vao maraina dia efa miroso ho eo anatrehanao ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa, TOMPO ô, miantso vonjy aminao; vao maraina dia efa eo anatrehanao ny tarainako:
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, nahoana no manary ahy Ianao ka manafina ny tavanao amiko?
malagasy
Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?