Psalms 88:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ory aho ka efa toy ny efa ho faty hatramin’ny fahazazako; itambesaran’ny fampitahoranao aho ka very hevitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, nahoana no manary ny fanahiko Ianao, sy manafina ny Tavanao amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, nahoana no nanary ahy Ianao ka tsy mety mijery ahy akory?
Malagasy Bible 1865
Ory aho ka efa ho faty hatramin'ny fahazazako; Raha itambesa-ran'ny fampitahoranao aho, dia very hevitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ory aho ka efa toy ny efa ho faty hatramin’ny fahazazako; itambesaran’ny fampitahoranao aho ka very hevitra.
malagasy
Ory aho ka efa ho faty hatramin'ny fahazazako; Raha itambesa-ran'ny fampitahoranao aho, dia very hevitra;