Psalms 88:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manafotra ahy ny fahatezeranao, matin’ny fampitahoranao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ory sy efa ho faty hatramin’ny fahatanorako aho, tsy fantatro izay hataoko, itambesaran’ny fampitahoranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’ny fahazazàko dia nahantra saika maty aho ary very hevitra dia very hevitra itambesaran’ny fampihorohoroanao.
Malagasy Bible 1865
Manafotra ahy ny fahatezeranao; Matin'ny fampitahoranao aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manafotra ahy ny fahatezeranao, matin’ny fampitahoranao aho.
malagasy
Manafotra ahy ny fahatezeranao; Matin'ny fampitahoranao aho;