Psalms 88:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny, miara-manodidina ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatezeranao manafotra ahy, ny fampitahoranao mandreraka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Safotry ny fahatezeranao aho ary reraky ny fampitahoranao;
Malagasy Bible 1865
Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny, miara-manodidina ahy izy.
malagasy
Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.Efa nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; Ireo nahazatra ahy dia fahamaizinana.