Psalms 88:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; ireo nahazatra ahy dia tsy misy afa-tsy fahamaizinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny rano tondraka, dia manodidina ahy tontolo andro izany, miara-mitangorona amiko avokoa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy ny rano nandifotra ahy isan’andro ireny ka indray nanemitra ahy hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
Efa nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; Ireo nahazatra ahy dia fahamaizinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; ireo nahazatra ahy dia tsy misy afa-tsy fahamaizinana.
malagasy
Efa nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; Ireo nahazatra ahy dia fahamaizinana.