Psalms 88:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny vavaka ataoko ho tonga eo anatrehanao! Henoy tsara ny fitarainako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, Andriamanitry ny famonjena ahy ô, raha mitaraina eo anatrehanao amin’ny alina aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitra mpamonjiko ô, miantso vonjy aminao aho na andro na alina.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny fivavako ho tonga eo anatrehanao; Atongilano amin'ny fitarainako ny sofinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny vavaka ataoko ho tonga eo anatrehanao! Henoy tsara ny fitarainako!
malagasy
Aoka ny fivavako ho tonga eo anatrehanao; Atongilano amin'ny fitarainako ny sofinao;