Psalms 88:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa diboky ny fahoriana aho ary manakaiky ny fitoeran’ny maty ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka ho tonga eo anatrehanao ny fivavahako, henoy ny fitarainako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fivavako; atongilano ny sofinao hihaino ny tarainako.
Malagasy Bible 1865
Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa diboky ny fahoriana aho ary manakaiky ny fitoeran’ny maty* ny aiko.
malagasy
Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.[Heb. Sheola]