Psalms 88:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natao ho isan’izay midina any an-davaka aho ary tahaka ny lehilahy tsy manan-kery intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vontom-pahoriana ny fanahiko, ary mipaka amin’ny Seoly ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tofoky ny fahoriana aho, ary efa ambavahaona ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Natao ho isan'izay midina any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natao ho isan’izay midina any an-davaka aho ary tahaka ny lehilahy tsy manan-kery intsony.
malagasy
Natao ho isan'izay midina any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;