Psalms 88:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nafoy ho naman’ny maty aho, toy ny voatrabaka sy mandry any amin’ny fasana, izay tsy tsarovanao intsony fa voafongotra tsy ho eo an-tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natao anisan’izay midina any an-davaka aho, tahaka ny olona efa lany hery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heverina ho isan’ireo afaka aina izay efa midina mankany am-pasana aho sady tahaka ny olona tsy manan-kery intsony.
Malagasy Bible 1865
Efa nafoy ho any amin'ny maty aho, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nafoy ho naman’ny maty aho, toy ny voatrabaka sy mandry any amin’ny fasana, izay tsy tsarovanao intsony fa voafongotra tsy ho eo an-tananao.
malagasy
Efa nafoy ho any amin'ny maty aho, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.[Na: Ny fandriako dia any amin'ny maty]