Psalms 88:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nametraka ahy any an-davaka ambany indrindra Ianao, ao amin’ny maizina, dia ao amin’ny lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nafoy eny amin’ny maty aho, tahaka ny faty miampatra ao am-pasana, izay efa tsy tsaroana intsony, sy efa voaesotra eo an-tananao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny maty no anjara toerako toy ireo faty mitsitra ao am-pasana, izay tsy tsaroanao intsony sady tsy ombàn’ny fiarovanao.
Malagasy Bible 1865
Efa nametraka ahy any an-davaka ambany indrindra Hianao, Ao amin'ny maizina, dia ao amin'ny lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nametraka ahy any an-davaka ambany indrindra Ianao, ao amin’ny maizina, dia ao amin’ny lalina.
malagasy
Efa nametraka ahy any an-davaka ambany indrindra Hianao, Ao amin'ny maizina, dia ao amin'ny lalina.