Psalms 88:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatezeranao dia manindry ahy mafy ary ny alondranonao rehetra dia azeranao amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsipinao ho ao amin’ny vodilavaka aho, anatin’ny haizina sy ny hantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrakao any am-paran’ny lavaka aho, any amin’ny haizina tsy hita noanoa.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatezeranao manindry ahy mafy, Ary ny alon-dranonao rehetra azeranao amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatezeranao dia manindry ahy mafy ary ny alondranonao rehetra dia azeranao amiko.
malagasy
Ny fahatezeranao manindry ahy mafy, Ary ny alon-dranonao rehetra azeranao amiko.