Psalms 88:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy, nataonao fahavetavetana eo imasony aho; voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manindry ahy ny hatezeranao, azeranao amiko ny alon-dranonao rehetra. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanindry mafy ahy ny fahatezeranao toy ny onjan-drano nanotofanao ahy. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Efa nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy; Efa nataonao. fahavetavetana eo imasony aho; Voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy, nataonao fahavetavetana eo imasony aho; voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.
malagasy
Efa nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy; Efa nataonao. fahavetavetana eo imasony aho; Voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.