Psalms 88:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa pahina noho ny fahoriana ny masoko; TOMPO ô, miantso Anao isanandro aho, mamelatra ny tanako Aminao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanalavirinao ahy ny sakaizako; nataonao zavatra fankahalan’izy ireo aho. Voahiboka tsy afa-mivoaka aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanalavirinao ahy ireo namako; izaho dia nataonao nankaloiloy azy. Voahidy tao amin’ny fahoriako aho, ka tsy tafavoaka intsony.
Malagasy Bible 1865
Ny masoko efa pahina noho ny fahoriana; Jehovah ô, miantso Anao isan'andro aho, Mamefy tanana aminao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa pahina noho ny fahoriana ny masoko; TOMPO ô, miantso Anao isanandro aho, mamelatra ny tanako Aminao aho.
malagasy
Ny masoko efa pahina noho ny fahoriana; Jehovah ô, miantso Anao isan'andro aho, Mamefy tanana aminao aho.