Psalms 89:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famindrampon’NY TOMPO no hohiraiko mandrakariva; hatramin’ny taranaka fara aman-dimby no hampahafantaran’ny vavako ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana nataon’i Etàna, Ezrahita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkalo fananarana nataon’i Etàna zanakalahin’i Zerà.
Malagasy Bible 1865
Maskila nataon'i Etana Ezrahita. Ny famindram-pon'i Jehovah no hohiraiko mandrakizay; Hatramin'ny taranaka fara mandimby no hampahafantaran'ny vavako ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famindrampon’NY TOMPO no hohiraiko mandrakariva; hatramin’ny taranaka fara aman-dimby no hampahafantaran’ny vavako ny fahamarinanao.
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny fahatsarany, indrindra fa noho ny fanekeny tamin'i Davida] Maskila nataon'i Etana Ezrahita. Ny famindram-pon'i Jehovah no hohiraiko mandrakizay; Hatramin'ny taranaka fara mandimby no hampahafantaran'ny vavako ny fahamarinanao.