Psalms 89:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anao ny lanitra, anao koa ny tany; izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, Ianao no nanorina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nanorotoro an-dRahaba toy ny faty; sy nampiely ny fahavalonao, tamin’ny herin-tsandrinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no nahafaty sy nanorotoro an-dRahaba; ary ny herinao mahefa no nentinao hampielezana ny fahavalonao.
Malagasy Bible 1865
Anao ny lanitra, Anao koa ny tany; Izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy. Hianao no nanorina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anao ny lanitra, anao koa ny tany; izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, Ianao no nanorina azy.
malagasy
Anao ny lanitra, Anao koa ny tany; Izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy. Hianao no nanorina azy.