Psalms 89:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avaratra sy ny atsimo, Ianao no nahary azy; ny anaranao no ihobian’i Tabara sy i Hermona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anao ny lanitra, Anao koa ny tany; ny tany sy izay rehetra ao aminy, Ianao no nanorina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anao ny lanitra, Anao koa ny tany; Ianao no nanorina izao tontolo izao sy izay rehetra mameno azy.
Malagasy Bible 1865
Ny avaratra sy ny atsimo. Hianao no nahary azy; Ny anaranao no ihobian'i Tabara sy Hermona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avaratra sy ny atsimo, Ianao no nahary azy; ny anaranao no ihobian’i Tabara sy i Hermona.
malagasy
Ny avaratra sy ny atsimo. Hianao no nahary azy; Ny anaranao no ihobian'i Tabara sy Hermona.