Psalms 89:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manan-tsandry mahery Ianao; mahery ny tananao, misandratra ny tananao ankavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny atsimo sy avaratra, Ianao no nahary azy. Tabôra sy Hermôna indray mientana amin’ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no namorona ny avaratra sy ny atsimo; mihoby Anao ny tendrombohitra Tabôra sy Hermôna.
Malagasy Bible 1865
Manan-tsandry mahery Hianao; Mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manan-tsandry mahery Ianao; mahery ny tananao, misandratra ny tananao ankavanana.
malagasy
Manan-tsandry mahery Hianao; Mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.