Psalms 89:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rariny sy fitsarana marina no fanorenan’ny sezafiandriananao; famindrampo sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fitaovana hiady ny sandrinao, dia ny heriny, mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anao ny hery tsy hay tohaina; azo antoka ny fifehezanao, tsy refesi-mandidy ny fahefànao.
Malagasy Bible 1865
Rariny sy fitsarana no fanorenan'ny seza fiandriananao; Famindram-po sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rariny sy fitsarana marina no fanorenan’ny sezafiandriananao; famindrampo sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
malagasy
Rariny sy fitsarana no fanorenan'ny seza fiandriananao; Famindram-po sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.