Psalms 89:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay firenena mahalala ny feo fihobiana! TOMPO ô, amin’ny fahazavan’ny tavanao no andehanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rariny sy ny hitsiny no hiorenan’ny seza fiandriananao, ny famindram-po sy fahamarinana no eo anatrehan’ny Tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rariny sy hitsiny no fototry ny fanjakanao; fitiavana sy toetra mahatoky no mandeha eo alohanao.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona mahalala ny feo mahafaly; Jehovah ô, amin'ny fahazavan'ny tavanao no handehanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay firenena mahalala ny feo fihobiana! TOMPO ô, amin’ny fahazavan’ny tavanao no andehanany.
malagasy
Sambatra izay olona mahalala ny feo mahafaly; Jehovah ô, amin'ny fahazavan'ny tavanao no handehanany.