Psalms 89:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaranao no ifaliany mandrakariva ary ny fahamarinanao no isandratany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny vahoaka mahalala ny hobin-kafaliana, sy mandeha amin’ny fahazavan’ny Tavanao, ry Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny vahoaka mahay mankalaza Anao; TOMPO ô, ao anatin’ny hazavanao no hiainany;
Malagasy Bible 1865
Ny anaranao no hifaliany mandrakariva; Ary ny fahamarinanao no hisandratany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaranao no ifaliany mandrakariva ary ny fahamarinanao no isandratany.
malagasy
Ny anaranao no hifaliany mandrakariva; Ary ny fahamarinanao no hisandratany.