Psalms 89:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voninahitry ny heriny Ianao ary amin’ny fankasitrahanao no isandratan’ny tandrokay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifaly mandrakariva amin’ny Anaranao izy; ary misandratra amin’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny aminao no hifalifaliany isan’andro, ary ny fahamarinanao no hampitraka azy.
Malagasy Bible 1865
Fa voninahitry ny heriny Hianao; Ary amin'ny fankasitrahanao no hisandratan'ny tandrokay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voninahitry ny heriny Ianao ary amin’ny fankasitrahanao no isandratan’ny tandrokay.
malagasy
Fa voninahitry ny heriny Hianao; Ary amin'ny fankasitrahanao no hisandratan'ny tandrokay.