Psalms 89:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany ny olonao masina dia nilazanao tamin’ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin’ny mpiady mahery iray Aho ary nanandratra zatovo iray teo amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria avy amin’i Iaveh ny ampinganay; ary avy amin’ilay Masin’i Israely ny mpanjakanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria miankina aminao TOMPO ilay mpanjaka ampinganay, miankina aminao izy, ry ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany ny olonao masina dia nilazanao tamin'ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin'izay mahery Aho Ary nanandratra ny anankiray voafidy tamin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany ny olonao masina dia nilazanao tamin’ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin’ny mpiady mahery iray Aho ary nanandratra zatovo iray teo amin’ny olona.
malagasy
Tamin'izany ny olonao masina dia nilazanao tamin'ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin'izay mahery Aho Ary nanandratra ny anankiray voafidy tamin'ny olona.[Na: nanandratra zatovo avy]