Psalms 89:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy aho: Hotovonana mandrakizay ny famindrampo; ny fahamarinanao no hampitoerinao any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te hihira mandrakizay ny hatsaram-pon’i Iaveh aho: hanambara ny fahamarinanao amin’ny taranaka rehetra, ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mari-pitiavanao, TOMPO ô, no hohiraiko mandrakizay; ho an’ny taranaka rehetra ho avy no hampahafantarako ny toetranao mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho Hotovonana mandrakizay ny famindram-po; Ny fahamarinanao hampitoerinao any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy aho: Hotovonana mandrakizay ny famindrampo; ny fahamarinanao no hampitoerinao any an-danitra.
malagasy
Fa hoy izaho Hotovonana mandrakizay ny famindram-po; Ny fahamarinanao hampitoerinao any an-danitra.