Psalms 89:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita an’i Davida mpanompoko Aho; ny diloiloko masina no nanosorako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahiny Ianao niteny tamin’ny malalanao, tamin’ny fahitana nanao hoe: «Izaho namonjy fanampiana ny mahery anankiray; nanandratra zatovolahy anankiray avy eo afovoan’ny vahoaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia niteny tamin-tsindrimandry Ianao ka nilaza tamin’ireo mpivavaka aminao hoe: «Nanaiky hanampy sy hanandratra olo-mahery fo iray aho, dia tovolahy anankiray avy tao amin’ny vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Efa nahita an'i Davida mpanompoko Aho; Ny diloiloko masina no nanosorako azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita an’i Davida mpanompoko Aho; ny diloiloko masina no nanosorako azy.
malagasy
Efa nahita an'i Davida mpanompoko Aho; Ny diloiloko masina no nanosorako azy;