Psalms 89:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hamitaka azy ny fahavalo ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homba azy lalandava ny tanako; ary hankahery azy ny sandriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiarovako no homba azy ary ny heriko no hampahatanjaka azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy hamitaka azy ny fahavalo; Ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hamitaka azy ny fahavalo ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
malagasy
Tsy hamitaka azy ny fahavalo; Ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy. [Na: hitaky trosa aminy]