Psalms 89:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloany Aho sady hamely izay mankahala azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hotampohin’ny fahavalo izy; ary tsy haharesy azy ny zanaky ny tsy fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hahatratra azy ny fahavalo ary tsy hampahory azy ny mpikomy.
Malagasy Bible 1865
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloan'ny tavany Aho Sady hamely izay mankahala azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloany Aho sady hamely izay mankahala azy.
malagasy
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloan'ny tavany Aho Sady hamely izay mankahala azy.