Psalms 89:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahamarinako sy ny famindrampoko no homba azy ary amin’ny anarako no hisandratan’ny tandrony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho hanorotoro ny mpanohitra azy eo anatrehany; sy hamely an’izay mankahala azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo imasony no hanapotehako ny mpanohitra azy ary hamelezako izay mankahala azy.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinako sy ny famindram-poko homba azy; Ary ny anarako no hisandratan'ny tandrony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahamarinako sy ny famindrampoko no homba azy ary amin’ny anarako no hisandratan’ny tandrony*.
malagasy
Ny fahamarinako sy ny famindram-poko homba azy; Ary ny anarako no hisandratan'ny tandrony.