Psalms 89:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampitoetra ny tanany amin’ny ranomasina Aho ary ny tanany havanana amin’ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homba azy ny fahamarinako aman-katsaram-poko; ary ny Anarako no hitomboan’ny heriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toetrako mahatoky sy ny fitiavako no hiaraka aminy ary Izaho no hampitombo ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Dia hampitoetra ny tànany amin'ny ranomasina Aho Ary ny tànany ankavanana amin'ny ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampitoetra ny tanany amin’ny ranomasina Aho ary ny tanany havanana amin’ny ony.
malagasy
Dia hampitoetra ny tànany amin'ny ranomasina Aho Ary ny tànany ankavanana amin'ny ony.