Psalms 89:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa ambony indrindra amin’ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy hiantso Ahy hoe: Ianao no raiko, sy Andriamanitro ary vatolampy famonjena ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy hiantso Ahy hoe: ‹Raiko Ianao, Andriamanitro, Vatolampy mamonjy ahy›,
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa, Ambony indrindra amin'ny mpanjakan'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa ambony indrindra amin’ny mpanjakan’ny tany.
malagasy
Ary Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa, Ambony indrindra amin'ny mpanjakan'ny tany.