Psalms 89:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitahiry ny famindrampoko ho azy mandrakizay Aho ary ny fanekeko dia hampaharetiko aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho kosa hanao azy ho lahy matoa, ambony indrindra amin’ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa hanao azy ho lahimatoako, sady ambony indrindra amin’ireo mpanjakan’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Hitahiry ny famindram-poko ho azy mandrakizay Aho, Ary ny fanekeko hampaharetiko aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitahiry ny famindrampoko ho azy mandrakizay Aho ary ny fanekeko dia hampaharetiko aminy.
malagasy
Hitahiry ny famindram-poko ho azy mandrakizay Aho, Ary ny fanekeko hampaharetiko aminy.