Psalms 89:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampaharitra ny taranany ho mandrakizay Aho ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny faharetan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitahiry ny hatsaram-poko aminy mandrakizay Aho; ary ny fanekeko aminy tsy hivadihana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitahirizako mandrakizay ny fitiavako izy ary hitazonako izao fanekempihavanako izao:
Malagasy Bible 1865
Hampaharitra ny taranany ho mandrakizay Aho, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny faharetan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampaharitra ny taranany ho mandrakizay Aho ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny faharetan’ny lanitra.
malagasy
Hampaharitra ny taranany ho mandrakizay Aho, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny faharetan'ny lanitra.