Psalms 89:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanao fanekena tamin’ny Voafidiko Aho; eny, efa nianiana tamin’i Davida mpanompoko Aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy aho: «Ny hatsaram-po no tranobe soa mandrakizay; naorinao any an-danitra ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hambarako fa miorina mandrakizay ny fitiavanao, mamahatra any an-danitra ny toetranao mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Efa nanao fanekena tamin'ny voafidiko Aho; Eny, efa nianiana tamin'i Davida mpanompoko Aho hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanao fanekena tamin’ny Voafidiko Aho; eny, efa nianiana tamin’i Davida mpanompoko Aho hoe:
malagasy
Efa nanao fanekena tamin'ny voafidiko Aho; Eny, efa nianiana tamin'i Davida mpanompoko Aho hoe: