Psalms 89:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mahafoy ny lalànako ny zanany ka tsy mandeha araka ny fitsipiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitoeriko haharitra mandrakizay ny taranany; ary ny seza fiandrianany haharitra toy ny andron’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy hajoroko ho mpanjaka hatrany ny taranany; ary haharitra toy ny lanitra ny sezafiandrianany.
Malagasy Bible 1865
Raha mahafoy ny lalàko ny zanany Ka tsy mandeha araka ny fitsipiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mahafoy ny lalànako ny zanany ka tsy mandeha araka ny fitsipiko,
malagasy
Raha mahafoy ny lalàko ny zanany Ka tsy mandeha araka ny fitsipiko,