Psalms 89:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha ny fitsipiko no hamavoiny ary ny didiko no tsy tandremany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mahafoy ny lalàko ny taranany, ka tsy mandeha araka ny fitsipiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mahafoy ny lalànako ny taranany ka tsy manaraka ny fitsipiko,
Malagasy Bible 1865
Raha ny teniko no ataony ho fahavetavetana, Ary ny didiko no tsy tandremany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha ny fitsipiko no hamavoiny ary ny didiko no tsy tandremany,
malagasy
Raha ny teniko no ataony ho fahavetavetana, Ary ny didiko no tsy tandremany,