Psalms 89:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hovalìko tsorakazo ny fahadisoany, ary hovalìko kapoka ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mandika ny teniko izy, ka tsy mitandrina ny didiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha manevateva ny baiko avy amiko ka tsy mitandrina ny didiko,
Malagasy Bible 1865
Dia hovaliako tsorakazo ny fahadisoany, Ary kapoka ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hovalìko tsorakazo ny fahadisoany, ary hovalìko kapoka ny helony.
malagasy
Dia hovaliako tsorakazo ny fahadisoany, Ary kapoka ny helony.