Psalms 89:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny famindrampoko tsy hofoanako aminy ary tsy havadiko ny fahamarinako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hosaziko amin’ny tsora-kazo ny fahadisoany, ary amin’ny kapoka ny helony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hofaiziko tsorakazo ny fikomiany ary hosazîko kapoka ny heloka vitany;
Malagasy Bible 1865
Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny famindrampoko tsy hofoanako aminy ary tsy havadiko ny fahamarinako;
malagasy
Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,