Psalms 89:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hivadihako ny fanekeko ary tsy hovako ny nolazain’ny molotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy hesoriko aminy ny hatsaram-poko, ary tsy hampandainga ny toky nomeko azy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tsy hofoanako ny fitiavako azy ary tsy hivadihako ny toetrako mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain'ny molotro tsy hovako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hivadihako ny fanekeko ary tsy hovako ny nolazain’ny molotro.
malagasy
Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain'ny molotro tsy hovako.