Psalms 89:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranany dia haharitra mandrakizay ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny masoandro eo anatrehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianianako indray mandeha tamin’ny fahamasinako, ka tsy handainga amin’i Davida Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanao izao fianianana izao Aho fahiny; tamin’ny fahamasinako no nanaovako izany fa tsy hamitaka velively an’i Davida Aho:
Malagasy Bible 1865
Ny taranany haharitra mandrakizay, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny masoandro eo anatrehako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranany dia haharitra mandrakizay ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny masoandro eo anatrehako.
malagasy
Ny taranany haharitra mandrakizay, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny masoandro eo anatrehako;