Psalms 89:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haharitra mandrakizay ny taranany, ho tahaka ny masoandro eo anoloako ny seza fiandrianany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy hatrany hatrany ny taranany; ary tahaka ny aharetan’ny masoandro no haharetan’ny sezafiandrianany eo anatrehako;
Malagasy Bible 1865
Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, Tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra.
malagasy
Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, Tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra.[Na: Ary ny vavolombelona any an-danitra dia marina]