Psalms 89:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa narianao sy nolavinao izy! Tezitra tamin’ny Voahosotrao Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tahaka ny volana izy dia tafaorina ho mandrakizay, ary mahatoky ny vavolombelona eny amin’ny lanitra.» - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hitombina hatrany izany, raha mbola eo koa ny volana izay vavolombelona mahatoky eny amin’ny rahona.» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa efa narianao sy nolavinao izy; Efa tezitra tamin'ny voahosotrao Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa narianao sy nolavinao izy! Tezitra tamin’ny Voahosotrao* Ianao!
malagasy
Fa efa narianao sy nolavinao izy; Efa tezitra tamin'ny voahosotrao Hianao.