Psalms 89:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho ka hanangana ny sezafiandriananao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanao fanekena tamin’ilay nofidiko Aho; fianianana efa nataoko tamin’i Davida mpanompoko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy Ianao hoe: «Nanaovako fanekempihavanana ilay voafidiko, dia i Davida mpanompoko izay nianianako hoe:
Malagasy Bible 1865
Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho Ka hanangana ny seza fiandriananao hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho ka hanangana ny sezafiandriananao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho Ka hanangana ny seza fiandriananao hatramin'ny taranaka fara mandimby.