Psalms 89:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noravanao ny fefiny rehetra; nosimbanao ny fiarovany mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahatofoka Anao ny fanekena tamin’ny mpanomponao, natsipinao amin’ny tany ny satroboninahiny efa voatevateva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofoananao ilay fanekempihavanana izay nataonao tamin’ity mpanomponao; natsipinao tamin’ny tany ny satroboninahiny ka nolotoinao hahavery fahefana azy.
Malagasy Bible 1865
Efa noravanao ny fefiny rehetra; Efa nosimbanao ny fiarovany mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noravanao ny fefiny rehetra; nosimbanao ny fiarovany mafy.
malagasy
Efa noravanao ny fefiny rehetra; Efa nosimbanao ny fiarovany mafy.