Psalms 89:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mandalo eny an-dalana dia mandroba azy; tonga fandatsan’ny mpiaramonina aminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nazeranao ny mandany rehetra, noravanao ny trano mimandany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narodanao ny fefiny rehetra ary noravanao ny màndany.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mandalo eny an-dalana dia manimba azy; Efa fandà-tsan'ny mpiray monina aminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mandalo eny an-dalana dia mandroba azy; tonga fandatsan’ny mpiaramonina aminy izy.
malagasy
Izay rehetra mandalo eny an-dalana dia manimba azy; Efa fandà-tsan'ny mpiray monina aminy izy.