Psalms 89:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampisandratra ny tanana havanan’ny rafilahiny Ianao ary nampifaly ny fahavalony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandalo mamabo azy avokoa, tonga fandàtsan’ny mpiray monina aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norobain’ny vahiny rehetra mandalo izy, ary lasa fihomehezan’ireo firenena mifanila.
Malagasy Bible 1865
Efa nampisandratra ny tanana ankavanan'ny rafilahiny Hianao Ary efa nampifaly ny fahavalony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampisandratra ny tanana havanan’ny rafilahiny Ianao ary nampifaly ny fahavalony rehetra.
malagasy
Efa nampisandratra ny tanana ankavanan'ny rafilahiny Hianao Ary efa nampifaly ny fahavalony rehetra.