Psalms 89:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampihemotra ny lelan’ny sabany Ianao ka tsy nampaharitra azy tamin’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nasandratrao kosa ny tanana ankavanan’ny mpampahory azy, nampifalinao ny fahavalony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampirisika ny fahavalony Ianao ary nampifaly ny mpifanandrina aminy.
Malagasy Bible 1865
Efa nampihemotra ny lelan'ny sabany Hianao Ka tsy nampaharitra azy tamin'ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampihemotra ny lelan’ny sabany Ianao ka tsy nampaharitra azy tamin’ny ady.
malagasy
Efa nampihemotra ny lelan'ny sabany Hianao Ka tsy nampaharitra azy tamin'ny ady.[Na: nampilefitra]